Sport

Foot à 6 – The Best Fans 2 Abel Anicet no nanokatra azy ofisialy


  • Zoma 28 Desambra 2018

Tonga nanome voninahitra manokana ny fanokafana ofisialy ny hetsika baolina kitra an’olona 6 “The Best Fans” andiany faha-2 karakarain’ny Gasyfoot eny amin’ny kianja sentetikan’Andohalo tamin’ny alahady

 

23 desambra 2018 teo ilay mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara Abel Anicet ka nanipy hafatra fohy ho an’ireo tanora miatrika an’ity fifaninanana ity mba hampiseho ny Fair Play tanteraka amin’ireo lalao rehetra hotontosaina ary tena hampisongadina ny ekipa nofinidiny halain-tahaka. Nahazoam-bokatra toy izao ny andro voalohany sy faha-2 tontosa ny alahady 23 sy alatsinainy 24 desambra teo : Ludogorets 1- 0 Dortmund 2  ; Psg Rano sy Vary 2 – 0 Tottenahm ; Real Madrid 1 – 2 Arsenal Fc ; Ol 67 0 – 0 Bayern Munich ; Arsenal 1 - 0 Ajax ; Real Famille 0 – 1 Chelsea Fc ; Juventus (2)  1- 1 Paris Fc ; Juventus 1 – 0 Man City 67 ; Barca Mada 0 – 0 Liverpool ; Team Psg 0 – 3 Ol Mada ; Bayern Fanjava 1 – 1 Man United 2 ; Dortmund  1 – 0 Om Bezaza ; Real Cousin 1 – 1 Chelsea Virus     ;  Man United Fng  0 – 1 Barca 102  ; Man U Panther 1 – 0 Juv Mada ; Atletico Mad  1 – 0 Ol 67 ; Team Psg 0 – 3 Arsenal  ;  Dortmund 2 – 0 Real Madrid ; Chesea Fyc 1 – 1 Dortmund.

 

Ntsoavina Evariste

                                                                                                                                                                                                                                                         

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT