Sport

Foiben’ny CAF any Egypte Nihaona Atoa Ahamad sy ny minisitra Tinoka Roberto


  • Alatsinainy 04 Martsa 2019

Tamin’ny zoma 1 martsa 2019 teo no noraisin’Atoa Ahmad tao amin’ny foiben’ny CAF any Egypte niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy akaiky toa an-dry Mouad HAJJI, Nathalie Rabe, Ludovic Lomotsy, Rakotomalala Stanislas sns…

 

 ny minisitra Tinoka Roberto niaraka tamin’i Hawel Mamod Ali filohan’ny ligin’ny baolina kitran’i  Menabe nanao fitsidihana ara-pomba fanajana sy niady hevitra amin’ny hoavin’ny baolina kitra Malagasy. Be ny vaovao tsara nisongadina tamin’ny fihaonana izay hambaran’ny minisitra amin’ny alalan’ny fitafatafana amin’ny mpanao gazety amin’ny fiverenany eto an-tanindrazana.

Ntsoavina Evariste

 

  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT