Sport

Fitantanana ny kianjaben’i Mahamasina Misy manohitra ny toromarik’i Lalao Ravalomanana


  • Talata 30 Mey 2017

Noho ny fangatahan’ireo olona maro mampiasa ny kianjaben’i Mahamasina hikotranana isa-maraina dia namoaka didy tsy ela akory izay ny Ben’ny tanŕnan’Antananarivo Renivohitra fa misokatra ho an’ny rehetra amin’ny 5 ora maraina ny kianja ary mihidy kosa rehefa amin’ny 7 ora hariva.

 

 Akory anefa ny hagagan’ireo olona tonga maraina mba hanatanjantena fa tsy avelan’ireo mpiambina ny vavahady hiditra izy ireo. Nahazo baiko avy amina tompon’andraikitra iray ao amin’ny kaominina tsy hanokatra ny vavahady fidirana ry zareo raha tsy amin’ny 5 ora sy 30 maraina. Raha izany dia mazava fa tena misy olona sahy manohitra ny didy navoakan-dRtoa Ben’ny tanàna izay tompon’andraikitra voalohany eto amin’ny tanànan’i Iarivo eo amin’ny fandaminana ny kaominina tantaniny.

Rabri


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT