Sport

Fikaonandoham-pirenen’ny baolina kitra Malagasy Notohizana amin’ny fampiofanana ireo teknisianina


  • Zoma 31 Janoary 2020

Nifarana tamin’ny alarobia 29 janoary lasa teo teny amin’ny Mining Business Center eny Ivato ilay fikaonandoham-pirenen’ny baolina kitra Malagasy notarihan’ny FMF « Federation Malagasy de Foot-ball”.

 

 

 

Eo am-piandrasana ny fehin-kevitra tapaka tamin’izany ankehitriny ny rehetra. Notohizan’ny FMF amin'ny fampiofanana an’ireo teknisianina "Secrétaires Généraux” sy “Conseillers Techniques Régionaux” ary “Commission régionale des arbitres" eo anivon'ny ligy 22 avy hatrany ny hetsika. Eny amin’ity Mining Business Center ity hatrany no toerana hanatanterahana an’izany nanomboka omaly alakamisy 30 janoary, hitohy anio zoma.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT