Sport

Fihaonan’ny Barea sy Côte d’Ivoire Mpilalao mpila ravinahitra daholo no ho any Abidjan


  • Alatsinainy 02 Martsa 2020

Navoakan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis sy ny eo anivon’ny FMF tamin’ny sabotsy 29 febroary lasa teo,

 

 

 

 tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina,  ny anaran’ireo mpilalao 20 handrafitra ny BAREAN’I MADAGASIKARA handeha ho any Abidjan Côte d’Ivoire hikatroka amin’ny Elefanta Ivoarianina amin’ny lalao mandroso amin’ny fifanintsanana andro faha-3 sy andro faha-4 hahazoana miatrika ny CAN 2020 hotontosaina amin’ny 27 martsa 2020 ho avy izao sy ireo mpilalao 5 hanampy ny lisitra hiatrika ny lalao miverina amin’ny faha-31 martsa  2020 izao eto Madagasikara. Marihina fa mpilalao mpila ravinahitra milalao any ivelany avokoa ireo 20 mirahalahy nantsoina ho any Abidjan.

 

MPILALAO BAREA HO ANY CÔTE D'IVOIRE

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT