Fifanintsanan’ny amboara eran-tany

Manjavozavo ny hoavin’ny Barea


  • Talata 07 Mey 2024

ny 3 jona izao isika no hihaona amin’ny Kaomoro, izany hoe 1 volana latsaka sisa,

raha ny fifanintsanan’ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra no ambara. Hihaona amin’ny ekipam-pirenen’i Mali indray, herinandro aorian’izay. Azo ambara ho mbola manjavozavo hatreto ny hoavin’ny ekipam-pirenena malagasy na ny Barea. Iza avy ireo mbola ho voaantso handrafitra izany ekipam-pirenena izany? Iza no hanaiky ny fampiantsoana azy? Efa tena nilamina tokoa ve ilay resaka fankasitrahana na «prime»? Raha tsy hiresaka afa-tsy ireo fotsiny aloha!
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT