Sport

Fifaninanana Esport Tontosa ny fifantenana nasionaly


  • Alatsinainy 24 Jolay 2017

Tontosa tetsy amin’ny Alliance Française Andavamamba ny sabotsy teo ny fifantenana nasionaly ho an’ireo afaka hanohy ny fifaninanana Esport

 na ilay fifaninanana eo amin’ny lalao an-tsary hatao any Antsirabe amin’ity herinandro ity. Teo amin’ny PES 17 dia i Mamy Yannick Rasolofoson sy Andry Ratsimbazafy no tafakatra. I Tsinjo Raharijaona sy Francisco Lopresti kosa no nandresy teo amin’ny Asphalt 8 lalaovina an-telefaonina. Ho an’ny lalao Street Fighter V dia tafakatra i Tsinjo Raharijaona sy Christian Rajoerison.  

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT