Sport

Fifaninanana baolina kitra Ligue 1 eto Analamanga Tohizana eny amin’ny Akamasoa anio


  • Alatsinainy 20 Janoary 2020

Mbola eny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro Ambohimahitsy no hanohizana ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny

 

 

ligin’Analamanga « Alfa » sokajy Ligue 1 andro faha-10 tapany faharoa anio alatsinainy 20 janoary 2020. Marihana fa aorian’ny andro faha-13 vao hiditra amin’ny dingan’ny famaranana manomboka amin’ny 1/4-dalana ity fifaninanana ity.

 

Fandaharan-dalao Andro faha-10 tapany faharoa anio Alatsinaina 20 janoary 2020  :

08:30-As Jet Mada # Mi-20 Fc   ;  10:30-Cf Tfc # Cffa   ;  12:30-Net Foot # Cospn  ;   14:30-Five Fc # Fosa Jr Espoir

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT