Sport

Fiba 3 x 3 Africa Cup 2019 Laharana faha-4 no azon’i Madagasikara


  • Alatsinainy 11 Novambra 2019

Resin’i Egypte 21 -11 ny ekipa lehilahy Malagasy teo amin’ny manasa-dalan’ny fifaninanana « Fiba 3 x 3 Africa Cup 2019 » omaly alahady 10 novambra 2019 tany kampala Ouganda ka nihamina

 

tamin’ny lalao fiadian-toerana faha-3 nifanandrinany tamin’i Mali izay lavon’i Rdc 16-11 teo amin’izay ankatoky ny famaranana izay. Laharana faha-4 no azon’ny ekipa Malagasy rehefa lavon’i Mali 19-17 izy ireo teo amin’io lalao fiadian-toerana faha-3 io. Marihana fa i Egypte no nibata ny amboaran’ny Fiba 3 x 3 Africa Cup 2019 sokajy lehilahy rehefa nandresy an’i Rdc 21-12 teo amin’ny lalao famaranana omaly.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT