Sport

Fety de Baskety ê AT2B 10 taona Hanao famaranana ny sénior AT2B lahy sy vavy


  • Alakamisy 06 Septambra 2018

Araka ny nambaran-dRasaony Pascal, tompon’andraikitry ny fifaninanana basikety eny Andraisoro dia hotontosaina eny amin’ny kianja At2b

 

 

 

 eny  an-toerana amin’ity faran’ny herinandro ity ireo lalao famaranana basikety sokajy 7 (mini-basket U 12 G, Open Lehilahy, Open Vehivavy, U 18 Zatovolahy, Vétéran Lahy sy Vavy ary fiadiana ny Coupe At2b 2018) amin’ny hetsika “Fety de baskety ê”fanamarihan’ny faha-10 taonan’ny At2b “Andraisoro Tia Basket Ball” ka amin’ny sabotsy 08 septambra : Famaranana vétéran vehivavy Team Play List # Jcsa ; Famaranana U 18 lehilahy Mb2All # Dream Team.

Amin’ny alahady 09 septambra : Famaranana Sénior lehilahy At2B 1 # Audacious. Eo ambany fiahian’Atoa Mbola Rajaonah ary tohanan’ny OTIV Tanà Vonjy ny hetsika. Hisy ihany koa Fanentanana isan-karazany toy ny “concours de tir” sy “DUNK”, seho ara-javakanto miaraka amin’i Stéphanie, dihy sy antsam-panahy ary Hiragasy hotontosaina miaraka amin’izany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT