Sport

Federasiona Malagasin'ny Basikety Aleo hajaina ny fihibohana


  • Alarobia 08 Aprily 2020

Nanamarika ny 06 aprily andro maneran-tany ho an'ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana i Madagasikara tamin'ny alalan'ny fanentanan'ny FMBB

 

 

 

"Federasiona Malagasin'ny Basikety" ny mpankafy an'ity taranja ity hizara ny sariny manao basikety, mitsara basikety, mikarakara na koa mijery basikety sns... tao anaty tranon-kalany niaraka amin'ny Basketball to Good sy ny teny fohy namaly ny hoe : lanjan'ny basikety aminao. Nanentana koa ny FMBB amin'ny tsy tokony hivoahan'ny rehetra ny trano amin'izao fihibohana izao, no sady nankahery ny Malagasy manoloana ny ady amin’ny Coronavirus.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT