Sport

Fantanjahantena an-tsekoly Mbola miato hatrany aloha hatreto


  • Alatsinainy 22 Jona 2020

Na dia efa nisy andiana mpianatra niditra an-tsekoly aza ankehitriny eto amintsika dia ireo izay hanala ny fanadinam-panjakana amin’ity taona ity dia mbola mihatra

 

 

 

 

hatrany aloha ny didy fanambarana navoakan’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena Malagasy avy amin’ny didy navoakan’ny fitondram-panjakana mahefa amin’ny tsy fahazoana manatanteraka hetsika ara-panatanjahantena eto Madagasikara mandra-pisian’ny didy vaovao mivoaka. Koa satria tafiditra ao anatin’ny sehatry ny fanatanjahantena ny Fanatanjahantena an-tsekoly “sport scolaire” noho izy mitaky fampiasam-batana betsaka dia mbola miato koa izany hatreto toy ireo fifaninanana hafa rehetra ny fanatanterahana azy, hoy ny tompon’andraikitra voalohany amin’ity fanatanjahantena an-tsekoly ity eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT