Sport

Fanoman-tena amin’ny Lalaon’ny nosy 2019 Hifandrina amin’ny Uscafoot Analamanga indray anio ny Mahorais


  • Alarobia 20 Martsa 2019

Ho fanomanana ny lalaon’ny nosy ho tanterahina any Maorisy amin’ny volana jolay ho avy izao dia mandalo eto amintsika ankehitriny ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra any Mayotte.

 

 

 Raha niondrika teo anatrehan’ny ekipa voafantin’ny ligin’Analamanga 1-0 izy ireo tamin’ny  alahady 17 martsa 2019 teo tetsy Mahamasina dia  ny ekipan’ny Uscafoot Analamanga kosa amin’ity andron’ny alarobia 20 martsa ity amin’ny 12 ora atoandro ny hifandrina amin’izy ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT