Sport

Fanohanana ny Barea Hamoraina ny sidin’ireo Malagasy ao Eoropa


  • Zoma 27 Janoary 2023

Hamoraina ny sidin’ireo malagasy ao Eoropa sy ny manodidina, raha ny fampitam-baovao,

mikasika ny fizorana ho any Alzeria hanohana ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea izay hiatrika ny ¼-dalan’ny tompondakan’i Afrika na CHAN 2022. Ny sabotsy izao moa, raha tsiahivina, no hifandonantsika amin-drizareo mozambikanina ao amin’ny kianjan’i Constantine. Nisy ny fifampiraharahana nifanaovan’ny fitondrana malagasy sy ny ambasadin’i Madagasikara ao Frantsa tamin’ny firenena alzerianina. Ho raisin’ny fitondram-panjakana an-tanana ny saran’ny “visa” ho an’ireo malagasy maniry hihazo an’i Alzeria hanohana ny Barea, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT