Fankatoavan’ny CAF

Tsy anaty lisitra indray ny Kianja Barea e!


  • Talata 12 Aogositra 2025

Namoaka ny lisitr’ireo kianja nahazo fankatoavana handray lalao amin’ireo

fifaninanana iraisampirenena ho avy ato ho ato eto Afrika ny Kaonfederasionina malagasin’ny baolina kitra na CAF. Tafiditra ao anatin’izay ny fiodinana savaranonando na «Tours préliminaires» amin’ny tompondakan’i Afrika 2025 – 2026 sy ny amboaran’ny kaonfederasionina. Kianja miisa 13 ao Afrika atsimo no afaka mandray izany, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly. 10 ao Maraoka. 9 ao Alzeria. 6 ao Cote d’Ivoire. 5 ao Kameronina. 5 ao Egipta. 5 ao Mali. 3 ao RDC na Kongo. 3 ao Guinée équatoriale. 3 ao Ouganda. 3 ao Tonizia. 2 ao Etiopia. 2 ao Libia. 2 ao Nizeria. 2 ao Rwanda. 2 ao Tanzania. 2 ao Zambia. 2 ao Senegal. 1 ao Ghana. 1 ao Kenia. 1 ao Zanzibar. Miharitra kely sisa dia ao anatiny ny Kianja Barea, hoy ny vazivazy… zary tenany!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT