Sport

Fankalazana ny 08 martsa 2020 Nahoraka teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka


  • Alatsinainy 09 Martsa 2020

Nahoraka dia nahoraka omaly ny hetsika rugby sy ny fankalazana ny 08 martsa 2020 teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka.

 

 

 

Ankoatra ny hetsika “Festival Get Into Rugby” nanehoan’ireo kilonga Malagasy ny fianarana ifotony ny taranja rugby sy ny hetsika ara-javakanto (Zumba) niaraka tamin’ny DJ Keke dia niavaka ihany koa ny lalao nifanandrinan’ny ekipa rugby vehivavy niisa  6 be izao ka nahazoana ny vokatra :

 

-RCTS Soavimasoandro  00 -  28 SAB NAM Sabotsy Namehana

 -SCB Besarety  86 – 00 FTVL Lalamaty

-FTM Manjakaray 21 -  19 3FB Fahasalamana

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT