Fanatanjahantena malagasy

«Maro loatra ireo ekipa mitsoaka an-daharana»


  • Alatsinainy 24 Jona 2024

Maro loatra ny ekipa mitsoaka an-daharana tato ho ato, raha ny mikasika ny taranja Basketball N1A,

hoy ny mpanazatra eo amin’ity taranja ity, Ndranto Rakotonanahary, izay efa nanazatra klioba maro no efa nanazatra ny ekipam-pirenena malagasy ihany koa. Miisa 4 izany tamin'ity taona ity, hoy izy. Toa efa nisy koa tamin'ny taona lasa? Inona no tokony atao fa efa manahirana izao? Ny ekipa rehetra eto Madagasikara, amin’ny taranjam-panatanjahantena samihafa, toa tsy misy maharitra intsony na eo ihany fa mitsipozipozy? Mba misy miheritreritra izany ve sa dia hoe izay tsy mahatanty mipitika fotsiny? Isika tia fanatanjahantena aza variana amin'ny teoria be tsy mampandroso ny andavan'andron'ny mpanao fanatanjahantena na valandresaka tsy mitondra mankaiza fa andao hikaon-doha amin'ny vahaolana maharitra! Atsipy ny Teny, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT