Fanarahana ny Barea-Soudan

Hisy fahapatahana ny lalana ao Analakely


  • Talata 26 Aogositra 2025

Nampahafantatra omaly ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny

kaominin’Antananarivo renivohitra fa mandritry ny fampitàna mivantana ny lalao baolina kitra manasa-dalana izay ifanandrinan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea amin’ny ekipam-pirenen’i Soudan dia ho tapaka amin’ny apahany ny araben’ny fahaleovantena. Manomboka eo amin’ny Librairie Md Paoly io ary hatreo amin’ny hotely Le Glacier manoloana ny lapan’ny tanàna na «Parvis» Analakely. Anio amin’ny 2 ora no ho tapaka ny lalana, raha ny fampahafantarana hatrany. Amin’ny 5 ora sasany moa no manomboka ny lalao, raha tsiahivina ihany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT