Fanamoriana Karting

Hiady ny tompondaka eran-tany i Mboara Razafindratsimba


  • Alatsinainy 09 Septambra 2024

Hanana solontena amin’ny fiadiana izay ho Tompondaka eran-tany eo amin’ny familiana

karting » i Madagasikara. I Mboara Razafindratsimba hiaro ny voninahi-pirenena any Grande-Bretagne ny 12-15 septambra izao. Vao avy niatrika ny AKC (African Karting Cup) ny volana febroary lasa teo ny tenany, izay nahazo ny laharana faha-6, ka izao tafita hiatrika ny fiadiana ny tombodaka eran-tany. Ao anatin’ny sokajy OK-N miaraka amin’ny ekipa KBK (Kevin Beaumont Karting ), izay sokajy vaovao nampidirin’ny FIA Karting ny taona 2022 ho an’ny tompondakam-pirenena izy no hifaninana.
Toky R
Sary indrana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT