Sport

Eliminatoire AfroBasket 2021 Men, Group E Tafita hiatrika ny dingana “1er fenêtre” ny Malagasy


  • Alatsinainy 27 Janoary 2020

Tafita tamin’ny fifanintsanana tao amin’ny vondrona E tamin’ny lalao natao tany Harare Zimbabwe nanomboka tamin’ny 21 ka hatramin’ny omaly alahady 26 janoary 2020 hahazoana miatrika ny dingana

manaraka amin’ny fifanintsanana hiatrehana ny Afrobasket Men 2021 Group E  ny ekipam-pirenen’ny basikety baolina sokajy lehilahy Malagasy ka hifanandrina amin-dry Tunisie sy ny Republique Centrafricaine ary ny Rdc (tsy nanao dingana fifanintsanana) amin’ny fifaninanana “1er fenêtre” ao amin’ity vondrona E ity ihany izay hotontosaina  amin’ny 17 ka hatramin’ny 25 febroary 2020 ho avy izao.

Voalohany i Madagasikara nahazo isa 8 (+65), faha-2 i Zimbabwe isa 4 (+2), faha-3 i Zambie isa 3 (-67)  araka ny voka-dalao rehetra azo : Fihodinana 1- ZIMBABWE 57 – 74 MADAGASCAR ; MADAGASCAR 98 – 91 ZAMBIE  ; ZAMBIA 54 – 80 ZIMBABWE

Fihodinana faha-2- ZAMBIA 59 – 93 MADAGASCAR ;  MADAGASCAR 69 – 62 ZIMBABWE.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT