Nambaran’ny FIF “Federation Ivoirienne de Foot-ball” fa mpitsara Toniziana no hitantana ny fihaonan’ny Elefanta Ivoariana sy Barea Malagasy amin’ny faha-27 martsa ho avy izao ao amin’ny kianja
“Stade Félix Houphouët-Boigny ao Abidjan eo amin’ny andro faha-3 –n’ny fifanintsanana hahazoana miatrika ny CAN 2021. Hanomboka amin’ny 21h GMT (9 ora alina aty Madagasikara). Teratanin’i République Centrafricaine kosa no ho « Commissaire au match.
Ireo « Officiel technique » hitantana ny lalao
Mpitsara : Haythem Guirat (Tunisie)
Mpitsara mpanampy 1 : Aymen Ismail (Tunisie)
Mpitsara mpanampy faha 2 : Khalil Hassani (Tunisie)
Mpitsara mpanampy faha-4 : Naim Hosni (Tunisie)
Commissaire au match : Sebalet Hilaire (République Centrafricaine)
Assesseur des arbitres : Chukwudi Callistus (Nigéria)
Officier de sécurité : Okey Sylvanus Obi (Nigéria)
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.