Sport

Elefanta Côte d’Ivoire sy Barea Madagasikara Mpitsara Toniziana no hitantana ny lalao


  • Zoma 06 Martsa 2020

Nambaran’ny FIF “Federation Ivoirienne de Foot-ball” fa mpitsara Toniziana no hitantana ny fihaonan’ny Elefanta Ivoariana sy Barea

 

 

Malagasy amin’ny faha-27 martsa ho avy izao ao amin’ny kianja “Stade Félix Houphouët-Boigny ao Abidjan  eo amin’ny andro faha-3 –n’ny fifanintsanana hahazoana miatrika ny CAN 2021. Hanomboka amin’ny  21h GMT (9 ora alina aty Madagasikara). Teratanin’i République Centrafricaine kosa no ho « Commissaire au match.

Ireo « Officiel technique » hitantana ny lalao 

Mpitsara : Haythem Guirat (Tunisie)

Mpitsara mpanampy 1 : Aymen Ismail (Tunisie)

Mpitsara mpanampy faha 2 : Khalil Hassani (Tunisie)

Mpitsara mpanampy faha-4 : Naim Hosni (Tunisie)

Commissaire au match : Sebalet Hilaire (République Centrafricaine)

Assesseur des arbitres : Chukwudi Callistus (Nigéria)

Officier de sécurité : Okey Sylvanus Obi (Nigéria)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT