Sport

Ekipan’ny SCB Rugby Notoloran’ny Za ‘Gasy godasy sy television maromaro


  • Zoma 12 Oktobra 2018

Tao anatin’ny lanonana tsotra dia tsotra notontosaina teny amin’ny kianjan’i Betongolo ny alarobia 10 oktobra teo no nanoloran’ny fikambanana Za’Gasy Godasy sy televiziona ecran plat maromaro ho an'ny kliobana rugby SCB “Sporting Club de Besarety”.

 

 

 Fiaraha-miasa efa nisy an-taonany maro teo amin’ny roa tonta ary nahitan'ity ekipa ity fahombiazana ity notohizana ity satria nampiaka-danja ny vokatra azony ka nahazoan'ny SCB vehivavy tompondakan’i Madagasikara in-3 ary nisalorany ny  maha tompondaka lefitra azy tamin’ity taom-pilalaovana 2018 ity. Ny SCB  lehilahy koa dia efa tompondakan’i Madagasikara vokatry ny fanampiana azo ary vao voahosotra ho tompondaka lefitr’i Madagasikara tamin’ny Top 14 farany teo.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT