Sport

Ekipan'ny tottenham Manao fanazara-tena amin'ny video


  • Zoma 03 Aprily 2020

Na eo aza ny fihibohana amina firenena maro maneran-tany tsy hahafahana miasa

 

 

 

sy mihetsika tahaka ny nahazatra hatramin’izay dia mba samy mitady hevitra ihany fa tsy hoe hatory sy hanatavy tena ao an-trano ao fotsiny . Fantatra izao fa amin'ny alalan'ny "Seance Video" no hitarihan'ilay mpanazatra Jose Mourinho sy ny mpanampy azy ny fanazaran-tena ataon'ny ekipa anglisy Tottenham.Samy any an-tokantranony any avy ny tsirairay, manome ora iray hanombohan’ny kotrana, mandeha amin’ny solosaina amin’ny alalan’ny tambajotra internet ny toromarika ataon’ny mpanazatra dia raikitra ny kotrana.

 Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT