Sport

Ekipan'i Barcelone Nanambaran' i Rousaud fa mila an'i Neymar


  • Sabotsy 18 Aprily 2020

Nambaran'Atoa Emili Rousaud filoha lefitry fahiny ao amin'ny ekipan'i Barcelone fa tena maniry hatrany ny hiverenan'i Neymar Jr ao aminy ity ekipa malaza eran-tany ity.

 

 

 

"Tena maniry ny hamerenana an'i Neymar ao aminy ny Barça, hoy izy, nefa dia miankina amin'ny fandinihana akaiky ny toe-bolan'ity klioba ity ankehitriny izany ary miankina ihany koa amin'ny fifanarahan'ny
klioban'i Barça sy ny Psg ary ity mpilalao ity . Ny gazety l'Equipe no namoaka izany tenin'ity filoha lefitry fahiny tao amin'ny Barça ity omaly zoma 17 aprily 2020. Tsiahiviny anefa fa ny rain'i Neymar dia efa nanambara fa tena mahazo aina tokoa ny zanany ao amin'ny PSG ary tsy manana eritreritra mihitsy ny hiala ao izany aloha hatreto.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT