Disadisana tompona klioba sy arbitra

Tonga hatrany amin’ny resaka fampidirana am-ponja


  • Alatsinainy 22 Janoary 2024

Resaka mpitantana kliobana basikety tsy faly amina mpitsara baolina eo

amin’ity taranjam-panatanjahantena ity no tonga hatrany amin’ny resaka fampidirana am-ponja ilay mpitsara, raha ny vaovao nalaza ny faran’ny herinandro teo tao Mahajanga tao. Raha ny fanazavan’ny olona akaiky ity mpitsara ity moa dia nisy ny fifamaliana teo amin’ilay mpitsara lalao sy ilay filohana klioba. Tezitra ity farany rehefa tsy afa-po tamin’ny fanapahan-kevitr’ilay mpitsara ka dia tonga tany amin’izay resaka fampidirana am-ponja izay ny raharaha. Miangavy ny mpitondra fanjakana ao an-toerana, noho izany, ireo akaiky ity mpitsara ity mba hijery izao zava-misy ao an-toerana izao.
J. Mirija
Légende: Ilay mpitsara lalao
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT