Sport

CNaPS Sport Nitsahatra i Leda sy Jolce


  • Talata 12 Janoary 2021

Androany alatsinainy 11 janoary 2021 no anaovanay mirahalahy, Jolce Junior

 

 

 

 

Rakotonirina sy Leda Sandratra Mathieu Lafatramaharo, fanambarana aminareo fa hijanona tanteraka tsy ho mpilalao baolina kitra amin'ny sehatra avo intsony eto Madagasikara izahay. Io no fanambarana miaraka nataon’ireto mpilalaon’ny CNaPS Sport teo aloha ireto tao amin’ny tambazotran-tseraserany omaly. Hifantoka tanteraka amin'ny asa aman'andraikitra amin'izay izahay ary koa amin'ny fikarakarana ny ankohonana. Nandritra izay taona maromaro izay nilalaovanay izay raha atao ny kajikajy dia 2 volana ao anatin’ny iray taona izahay no mba mahita ny vady aman-janakay. Mafy izany kanefa tsy maintsy niaretana. Misaotra anareo izay nanohana hatramin'izay sy ianareo izay nanakiana koa. Nanome tso-drano ny zandrikely mba hisongadina moa izy mirahalahy ireto teo am-pamaranana.

J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT