Sport

CLUB FIRAISANA SAB-NAM


  • Alakamisy 02 Janoary 2020

Amin’ny faran’ny volana janoary no hanaovana ny fivoriambe Fantatra, avy amin’Atoa Claude Rasata tompon’andraikitra iray ao aminy,

 fa ho tanterahina any amin’ny faramparan’ny volana janoary 2019 ny fivoriambe ho tanterahin’ireo mpikambana sy mpikatroka taloha tao amin’ny amin’ny hananganana indray ny foibe fampiofanana ifotony ny taranja baolina kitra hoan’ity Club FSN “Firaisana Sab-Nam” ity, araka ny nifanarahana tamin’ny hetsika fanenteanana indray an’ity klioba ity teny Anosy Avaratra tamin’ny faramparan’ny volana desambra 2019 lasa teo.

Ntsoavina Evariste

 

  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT