Sport

CHAN 2022 Miandry ahita Barea amin’ny TVM ny malagasy


  • Zoma 06 Janoary 2023

Afaka herinandro dia hanomboka ao Alzeria ny fiadiana izay ho tompondakan’I Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na CHAN 2022.

Ny 15 janoary izao kosa moa no hiditra an-tsehatra voalohany ny ekipam-pirenena malagasy na ny Barea. Efa nandeha ny fampahafantarana ireo fahitalavitra hampita mivantana ireo lalao isak’ireo firenena mandray anjara amin’izy ity. Ho antsika eto Madagasikara dia nambara fa ny fahitalavi-pirenena izany no tokony hampita azy io eto amintsika. Miandry, fara faha ratsiny, ahita Barea amin’ny TVM indray aloha izany ny vahoaka malagasy. Asa hoe lalao miisa firy indray anefa no ho azo amin’ity? Sanatria tsy ho ampy antsasa-manila toy ilay tamin’ny tompondaka eran-tany tatsy Qatar teo ve, indrindra, manoloana ity delestazy mbola mitoetra ity ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT