Sport

Champions League Malagasy Hanomboka rahampitso ny dingana faharoa


  • Alakamisy 12 Jolay 2018

Tsy hisalasalana intsony fa ho raikitra rahampitso zoma 13 jolay ka haharitra hatramin’ny alahady 22 jolay 2018, any amin’ny kianja maoderina

 

Ampasambazaha Fianarantsoa sy eny amin’ny kianjan’ny CNaPS eny Vontovorona, ny dingana faharoa amin’ny lalao baolina kitra “Thb Champions League Malagasy 2018”.

 

Eny Vontovorona :

11:00-Elgeco Plus Analamanga # Jet Mada Itasy I

13:00-Tam Port Berger Sofia # Mtm Melaky

15:00-Fosa Juniors Boeny # Fca Alaotra Mangoro

 

Any Fianarantsoa :

11:00-Akon’Ambatomena Matsiatra Ambony # Fils d’elephant Anosy

13:00-Cnaps Sport Itasy II # Fc Vakinankaratra Cua Vakinankaratra

15:00-3Fb Atsimo Andrefana # Ajesaia Bongolava

 

Ntsoavina Evariste           


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT