Sport

Champions League any Eoropa 2018-2019 Miditra amin’ny andro faha-3 anio sy rahampitso


  • Talata 23 Oktobra 2018

Miditra amin’ny andro faha-3 anio talata 23 oktobra sy rahampitso 24 oktobra ny fifanintsanam-bondron’ny fifaninanana Champions League Eoropeanina taona 2018-2019.

 

 

 

 Anio talata dia ny ao amin’ny vondrona E sy F ary G sy H no hifaninanana  ka ahitana ny fifanandrinana :  AEK # BAYERN MUNICH,  AJAX # BENFICA, SHAKHTAR DONETSK # MANCHESTER CITY, TSG 1899 HOFFENHEIM # OLYMPIQUE LYONNAIS, REAL MADRID # VIKTORIA PLZEN, AS ROME # CSKA MOSCOU, BSC YOUNG BOYS # VALENCE, MANCHESTER UNITE D # JUVENTUS TURIN. Iry lalao voalohany sy ity farany ihany no samy hanomboka amin’ny 19h55 ora Malagasy fa ireo sisa rehetra dia hanomboka amin’ny 22h00 ora Malagasy avokoa. Rahampitso alarobia kosa dia ny vondrona A,B,C ary D no  hiaka-tsehatra.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT