Sport

Champion’s League


  • Alakamisy 03 Aprily 2014


 Nazava ny fandresen’ireo ekipa roa nampiantrano ny lalao ampahefa-dalana amin’ny Champion’s League natao halina dia ny Paris St-Germain nandavo ny ekipa anglisy Chelsea tamin’ny isa 2 no ho 1 tao amin’ny Parc des Princes. Tany Bernabéu kosa ny Real Madrid nanamontsana ny Dortumund 3 no ho 0. Amin’ny talata 8 aprily ny lalao miverina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT