Sport

Challenge U 18 Basket 3x3 Madagascar 2018 Ny Dream Team lahy sy ny Mb2All 1 vavy no nahery


  • Alatsinainy 09 Aprily 2018

Ny ekipa zatovolahin’ny Dream Team Analamanga nandresy ny Ascb Boeny teo amin’ny lalao famaranana notontosaina tetsy amin’ny tokotanin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny sabotsy 7 aprily 2018 tamin’ny 21-12 ary ny ekipan’ny Mb2All (1)

 

Analamanga nandavo an’ny Lucadro (2) Analamanga14-10 no nahery teo amin’ny “Challenge U 18 Basket  3x3 Madagascar 2018” ka nandrombaka ny amboara sy fanomezana samihafa avy amin’ireo mpanohana natolotra tamin’izany. Teo amin’ny tifitra (3 points) kosa dia i Tsialefitra Jimmy avy amin’ny Cospn no nahatafiditra baolina be indrindra teo amin’ny zatovolahy ary Ranarisaona Elinah Chantiah avy amin’ny Mb2All kosa no nahery teo amin’ny zatovovavy. Samy notolorana amboara manokana sy fanonmezana samihafa avy izy ireo.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT