Vita tanteraka ankehitriny ny « Centre de Formation Stade Makis Andohatapenaka ary efa vonona araka izany ny handray an’ireo hetsika samihafa izay ho karakarain’ny Malagasy Rugby.
Azo antoka fa tsy maintsy hiova eny amin’ity toerana ity avokoa manomboka izao no hanatanterahana an’ireo fivoriana sy fampiofanana samihafa nokarakarain’ity Malagasy Rugby ity hatrizay.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.