Sport

Can Egypte 2019 Miditra an-tsehatra farany anio ny ao amin’ny vondrona F


  • Talata 25 Jona 2019

Ry zareo ao amin’ny vondrona F anio talata 25 jona, andro faha-5 eo amin’ny fanatanterahana ny CAN 2019 tontosaina any Egypte no hiditra an-tsehatra farany

 amin’ireo ekipam-pirenena 24 mandray anjara ka amin’ny 8 ora alina Malagasy :  Cameroun # Guinée-Bissau ary amin’ny 11 ora alina Malagasy : Ghana # Bénin. Omaly alatsinainy 24 jona dia Côte d’Ivoire nandresy an’i Afrika Atsimo 1-0 (vondrona D) no niditra an-tsehatra voalohany narahan’ny lalaon’ny vondrona E : Tunisie - Angola ( 1 - 1 )  ary Mali - Mauritanie  (4 - 1).

Ntsoavina Evariste

 

Fihaonan’i Côte d’Ivoire sy Afrika Atsimo omaly tany Egypte

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT