CAN 2025

Amin’ny septambra ny valin’adin’ny Barea amin’i Tonizia


  • Alatsinainy 08 Jolay 2024

Amin’ny septambra 2024, eo anelanelan’ny faha 2 hatramin’ny faha 10n’ny volana eo,

izany ny valin’adin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara amin’ny Voromaherin’i Carthagen’i Tonizia, raha ny fandaharam-potoana voaray momba ny fifanintsanana ahazoana ny tapakilan’ny amboaran’i Afrika manaraka na CAN 2025 voaray ny faran’ny herinandro teo. Ry zareo tonizianina mihitsy no hihaona amintsika ny andro voalohany ary ny kaomorianina no faharoa. Aorian’izay dia avy hatrany dia ny ekipam-pirenena gambianina no manohy izany amin’ny andro faha 3 sy faha 4 eo anelanelan’ny 7 hatramin’ny 15 oktobra 2024 eo. Eo anelanelan’ny 11 hatramin’ny 19 novambra kosa no ho tontosaina ny andro faha 5, izay hanaovantsika ny lalao miverina amin’i Tonizia, sy ny andro faha 6 farany hiverenantsika mihaona amin’ny Coalencathes atsy Kaomoro indray. Efa latsaky ny 2 volana sahady izany, araka izany, dia hoavy ny sedra voalohany eo amin’izay CAN 2025 izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT