CAN 2023

Tafakatra i Cap Vert


  • Talata 30 Janoary 2024

Tsy nisy dinika fa dia resin'ny Cap Vert 1 noho 0 ny Mauritanie.

Baolina matin'i Mendez (88) tamin'ny penalty vokatry ny hadisoan'ilay mpiandry tsatokazo lava be. Namono sady namelona ity Rapeto Mauritanien ity. Betsaka ireo baolina navotan'i Babacar Niasse fa hadisoana iray monja dia nitarika ny faharesena. Na izany aza tsy nitsanga-menatra ny Mauritanien izay tena niady hatramin'ny farany nanoloana ny Atsantsa Manga avy any Cap Vert. Hihaona amin'izay mandresy amin'i Sénégal sy Côte d'Ivoire anio maraina moa ireto Cap Vert ireto.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT