CAN 2023

Nandresy mazava ny Sonegaly


  • Talata 16 Janoary 2024

Ny Sonegaly, Sonegaly ihany. Mbola mampitahotra toy ny tamin'ny andro

taloha raha nampandry tany teto Madagasikara. Ary izany no niseho omaly raha nihaona tamin'ny Gambie ireto Liona Teranga ireto, izay nanamontsana 3-0. Tsy Sadio Mané toy ny mahazatra no nahafaty ny baolina roa tamin'ireo telo maty fa i Lamine Camara. Porofo izany fa tsy ry Mané sy Sarr intsony no tompony fa efa miakatra ireo tanora. Vao maika nanamoran'ny asan'ny Sonegaly ny nahavoaroaka ny mpilalaon'ny Gambie iray.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT