Sport

Boxe Chinoise Lei-tai Mbola mahery ilay Malagasy Jean Christian


  • Talata 31 Oktobra 2017

Norombahin'ilay teratany Malagasy, Randriamalaza Jean Christian izay hany solontena Malagasy niatrika ny fifaninana, fanim-balony indray ny amboara eran-tany eo amin'ny taranja Boxe lei-tai sy Kick Full.

Afakomaly  alina tany Italia no nanatanterahina ny lalao ka nanasongadina fa mbola mahery eo amin’ity taranja ity i Jean Christian. Teratany Iraniana no resiny teo amin'ny Kick Full latsaky ny 75 kg ary teratany Okraniana kosa no resiny teo amin'ny taranja Lei tai.

 

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT