Sport

Bolida Isan’ireo safidiana ho mpilalao nisongadin’ny taona 2020


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

Ao anatin’ireo mpilalao miisa folo ho safidian’ny Orange Football Club amin'izay ho « Mpilalao Afrikanina nisongadina indrindra »

 

 tamin'ny taom-pilalaovana 2019-2020 I Bolida na i Lalaina Nomenjanahary. Lohalaharana ao amin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea moa ny tenany. Misy araka izany ny rohy izay ahafahana mifidy izay mpilalao heverina ho nisongadina indrindra izay ao anaty tambazotran-tserasera Facebook ao. Milalao ao amin’ny Paris FC, divizionina faharoa frantsay moa hatreto ity mpanafika Malagasy ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT