Bisikileta

Rambony foana ny Malagasy


  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023

Efa voateny teto foana fa tsy misy antenaina raha resaka bisikileta izany.

Omaly izao dia lasan'i Maorisy ny Contre la montre isan-tarika ary dia mbola La Réunion roa no teo amin'ny laharana faharoa sy fahatelo.Tsy hita ry Ravoatabia sy ny namany araka ny efa nampoizina fa dia nizatra ny lalana teny amin'ny rocade iny foana. Ny Filohan'ny Federasiona bisikileta Relaha Jean Claude anefa ity efa manitsaka ny faha roapolo taona naha filoha azy. Dia mbola io izy eo ihany ary izy mihintsy no voafidy naka ny afon'ny Lalao tatsy Maorisy Mahagaga a !
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT