Sport

Baskety – Young Coach 1 Hitety faritany efatra ny fiofanana


  • Zoma 02 Oktobra 2015

Faritany efatra indray no hahazo fiofanana ho an’ireo mpanazatra “Young coach 1” manomboka amin’ity volana oktobra ity hatramin’ny tapaky ny volana desambra.

 

Fiofanana izay tafiditra amin’ilay tetikasa SEPA iarahana amin’ilay teknisianina espaniola, Angel Manzano sy ilay mpampiofan’ny Fiba Afrika, Razafiarivony Solofohery Angelot.  Maharitra herinandro avy ny faharetan’ny fiofanana isak’ireo faritra andalovany. Ny 2-9 oktobra ny eto Antananarivo izay hatao eny amin’ny foiben’ny federasiona eny amin’ny 67ha. Ny 6-13 novambra ny any Antsiranana, ny 16-23 novambra ny any Mahajanga ary ny 7-14 desambra ny any Toamasina.

Rasanda Serge

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT