Sport

Baskety N1 A Analamanga, Vakinankaratra, Boeny ary Atsinanana no tafita


  • Sabotsy 24 Oktobra 2015

Voakatr’ireo lalao 1/4-dalana notontosaina omaly tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina dia fantatra avokoa aray tsy nidilatra tamin’izay efa noeritreretin’ny maro ireo ekipa lahy sy vavy tafita hiatrika ny lalao ankatoky ny famaranana anio ao amin’ity toerana ity ihany. Raha atao bango tokana dia mpilalaon’Analamanga sy Vakinankaratra ary Boeny sy Atsinanana ireo tafitra hiatrika izany. Vokatra azo :

 

 

Sokajy vehivavy- Fandrefiala Analamanga 90 – 69 Tamifa Amoron’i Mania

                            JEA Vakianankaratra 57 – 38 BFT Analamanga

                           SEBAM Boeny 108 - 48 ASA Analamanga

                          JCSA Analamanga 81 - 67 MB2ALL Analamanga

Sokajy lehilahy-ASCUT Atsinanana 72 - 50 ASA Analamanga

                         SEBAM Boeny 80 - 60 FANDREFIALA Analamanga 

                         GNBC Vakinakaratra 95 - 81 TTS Amoron'i Mania  

                         COSFA Analamanga 85 - 65 COSPN Analamanga

Fandaharan-dalao anio sabotsy 24 oktobra :

8:00 sy 9:30 fiadian-toerana faha-5,6,7,8 lahy sy vavy

Kianja mitafo sy Palais de sports Mahamasina

1/2-famaranana :

12:00- SEBAM Boeny # JEA Vakianakaratra (V)

2 :00-FANDREFIALA Analamanga # JCSA Analamanga (V)

4 :00-SEBAM Boeny # COSFA Analamanga (L)

6:00-ASCUT Atsinanana # GNBC Vakinakaratra (L)

Ny alahady faha-25 oktobra

12:00 –Fiadian-toerana faha-3 (V) 

2:00-Fiandian-toerana faha-3 (L) 

4:00-Famaranana Vehivavy 

6:00-Famaranana Lehilahy

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT