Baskety – Mada vétéran

U14 Ekipa 73 no hiady ny anaram-boninahitra


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Tsy mbola nisy ohatr’ity ! Tafakatra ekipa miisa 73 no hifaninana hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny sokajy «vétéran» sy U14 lahy sy vavy izay hatao any Toamasina manomboka anio (8-16 aogositra).

Ny ekipa 53 amin’ireo dia avy ao Fenoarivo Atsinanana avokoa. Kianja telo no handraisana ireo lalao dia ny kianja mitafon’ny CRJS, ny kianja ivelany Foyer Social Canada ary ny kianjan’ny CEG Ratsimilaho. Ny zoma 7 aogositra izao no hanaovana ny fivoriana ara-teknika ao amin’ny efitrano fivorian’ny DRJS Toamasina.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT