Sport

Basketball U19 Laharana faha 14 ny Ankoay


  • Alatsinainy 03 Jolay 2023

Mbola resin'ny Egyptianina tamin'ny isa mavesatra 104 noho 64 ny Ankoay tamin'ny lalao fiadian-toerana omaly tao Debrecen.

Mafy ny Egyptianina nefa tsy mahamenatra ny vitan'ny Ankoay. Nanodina mpilalao rahateo i Meme Randria sy Malala Razazarohavana hany ka tsy mahagaga ny isa. Mety vizany tamin'ny lalao ny sabotsy izay nandreseny ny Hongrois tamin'ny isa 80 noho 78 koa angamba ry Mathias M'Madi izay tena nanao ny any tsy ho zavatra. Faha 14 izany isika tamin' ity indray mitoraka ity saingy betsaka ireo mpilalao no nahazo lesona ka tena hita fa niakatra ny haavo teknika.. Azo antoka ny medaly volamena mandritry ny Lalaon'ny Nosy.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT