Basketball 3x3

Tsy mitsanga-menatra ny Ankoay


  • Alatsinainy 22 Jolay 2024

Fandresena indray mandeha ary faharesena iray koa no vokatra

azon'ny Ankoay izay mitondra anarana Antananarivo. Nandresy ny Riffa avy any Bahrein tamin'ny 17 noho 16. Resin'ny Kandava Turiba avy any Lettonie indray avy eo Antananarivo tamin'ny isa 21 noho 19 izay azo lazaina fa tsy mahamenatra satria efa sangany eran-tany izany Lettonie izany.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT