Sport

« Basket Tournoi U 10 sy Super-Vétérans » Analamanga Eny Ankorondrano indray no fotoana amin’ny sabotsy sy alahady


  • Alarobia 09 Janoary 2019

Hitohy amin’ny sabotsy 12 sy alahady 13 janoary izao eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny fifaninanana rezionaly Analamanga “Tournoi U 10 sy Super-Vétérans 2018”. Ny sabotsy 12 dia fifaninanana U 10 sy ankatoky ny famaranana veteran no hatrehana.

 

 

 

 

Fandaharam-dalao sokajy U 10 :

 

08:30-Nbe # Cbbt   ;   09:00- Jcba # Asa   ;  09:30-Bcsm # Helaskbl   ;    10:15- Bcr # Nbe   ;   10:45-Asa # Asf   ;  11:15- Mb2All # Helaskbl   ;  11:45-Asf # Jcba   ;  12:30-Bcr # Mb2All

 

Fandaharan-dalao sokajy veteran :

Vehivavy : 13:30-Bbc na Jcba # Mmbc   ;  14:30-Bbc na Jcba # Fobb  

Lehilahy : 16:00-Bbcm # Cheminot ;  17:30-Fobb # Bcr

 

Ny alahady 13  janoary kosa no hanatanterahana ny lalao famaranana sokajy veteran L/V ary fifaninanana 3x3 U 10 sy Kids Star hifandrinan’ny Team A’Ranty sy Team Mitia
8:00-3X3 U10
12:00-lalao  U10 F
13:00-Famaranana Super Veteran Vehivavy
14:30- Famaranana  Super Veteran Lehilahy
16:00- KIDS STAR Team A'Ranty VS Team Mitia

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT