Basket- Tompondakan'i Madagasikara

Mbola tsy resy ny COSPN


  • Alakamisy 06 Jona 2024

Nitohy omaly ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara faritra Atsinanana

eo amin'ny basketball. Mbola nandresy indray ny COSPN nanoloana ny BCB Boeny, tamin'ny isa 67 noho 55. Tokony ho nihoatra an'izao aza ny isa fa nanodina ireo mpilalao ny mpanazatra. Nandresy mazava ihany koa ny COSFA raha nihaona tamin''ny Fanalamanga. 90 noho 55 ny isa nisarahan'ny roa tonta. Teo amin'ny vehivavy indray dia nomontsanin'ny Fandrefiala ny USJFM avy any Antsirabe tamin'ny isa 69 noho 36.
Clément RABARY

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT