Sport

Basket Rdj Alley hoop 2K19 Rdj Ny Mb2All lahy sy vavy no handeha ho any Botswana


  • Alatsinainy 23 Septambra 2019

Norombahin'ny ekipan’ny MB2ALL lahy sy vavy avokoa ny anaram-boninahitra tamin'ilay Fifaninanana basket Rdj 3 x 3 Alley hoop 2K19 andiany faha-2 sokajy U 18 niaraha-nisalahy tamin’ny Fmbb sy ny Orange.

 

 

 Resin’ny Mb2All lahy  22 - 10  ny ekipan’ny Dtsc teo amin’ny lalao famarana nontontosaina tetsy amin’ny “Parking” anatin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly alahady 22 septambra 2019. Ny ekipan’ny Fandrefiala kosa no lavon’ny Mb2All vehivavy 17 - 12 teo amin’izany famaranana izany.
Izy 8 mianadahy ireo izany no nahazo ny tapakila mankany Botswana hahazoana miatrika an’ilay Camp “Young Lions 3 x 3”ho tontosaina any an-toerana amin’ny 28 novambra ka hatramin’ny 02 desambra 2019.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT