Basket N1A

Any Toamasina ny fotoana


  • Alatsinainy 03 Jona 2024

Tantetahina any Toamasina ny 1 ka hatramin'ny 9 jona ny fiadiana izay ho

tompondakan'i Madagasikara lahy sy vavy eo amin'ny sokajy N1A. Efa any an-toerana daholo ireo mpikarakara izay noraisain'ny Governoran'ny Faritra. Manana tombony izany ny ASCUT milalao ao amin'ny taniny saingy raha lehilahy no resaka dia mbola sarotra izany handresy ny COSPN izany. Asa anefa izay hataon'ny Zandary izay ahitana an'i Elly Randriamampionona izay voasokajy ho mpilalao mahay indrindra. Ny Polisy anefa efa manana andrarezina telo toa an'i Livio sy Arnold ary Anthony izay nandrafitra ny Ankoay 3x3 ary lavon'ny Alemaina tamin'ny isa tokana.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT